ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Batlaz, Hell-Ville

Batlaz, Hell-Ville, Nosy Be

200 000 Ar / volana
= 1 000 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4

Sary 4 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
TRAGNO HAFODRO disponible eto amin'ny Quartier: eto Amin'ny Batlaz 𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲, HELL-VILLE ,Premier position goudron, tragno amboni étage toeragna calme et sécurisée tsara ,Vakio Tsara koa mety aminao kaia Num....
𝗟𝗢𝗨𝗘𝗥: 200.000𝗔𝗥 par Mois
𝗠𝗶𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗴𝗻𝗼 𝗶𝘁𝘆:
• tragno un chambre araik malalak , cuisine.
Misy (Douche
et toilettes
extérieur ) ,Misy jirama jiro et L'eau 𝗥𝗮𝗻𝗼 fontaine extérieur
Axé : premier position goudron manonga escalier miala goudronnée amin'ny , Misy Parking tobile,moto
•Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client.
Contacter plus d'informations mp et pour rdv sérieux(𝗗𝗮𝘁𝗲,𝗵𝗲𝘂𝗿𝗲) 𝗮𝘂 numéro de téléphone : appeler ( 032 25 543 11 ) Aza tara koa mety aminao

Toerana tombanana : fokontanin'i Batlaz, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % obligatoire à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-0 no nojerena.