ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra
ArFmg€
MGFRIT
Hiditra · Hamorona kaonty

Maison 3 pièces, Route de Tsimaramara, Hell-Ville

Route de Tsimaramara, Hell-Ville, Nosy Be

500 000 Ar / volana
= 2 500 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5 Sary 6 Sary 7 Sary 8

Sary 8 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy misy
Rano
Fantsakana
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
Misy tragno vato afondro mitokogna Nosy bé Helle Ville route à tsimaramara , 2 chambre à coucher avec grand salon , mitokogna cuisine, misy , WC, douche, jiro, agnatiny tragno , la cour bien fermer, misy Garage, accès voiture juska aminy tragno ty , misy rano vovo, ts mijaly rano , prix :500000ar droit de visite 50mille fmg commission 50%nihiny démarcheur obligatoire téléphone :0378527465

Toerana tombanana : fokontanin'i Route de Tsimaramara, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 50 000 fmg (10 000 Ar) ; commission 50 % pour le démarcheur, obligatoire.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 30/10/2026 · in-8 no nojerena.