Maison 2 pièces, Andohatapenaka, rond point
Andohatapenaka, rond point, Antananarivo
240 000 Ar / volana
= 1 200 000 Fmg
Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 2, ka efitra fatoriana 0
- Misy fanaka
- Tsia
- Antoka
- 50 % amin'ny hofany
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Tsy voalaza
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Tsy misy fiantsonana
Trano Ahofa Bdr principal Efitra 2 carreaux Ambany Rihanna+ cuisine ao anatiny dch intérieur ao anatiny ny wc mitambatra ivelany ny jiro matanjaka tsara afaka mampiasa Zay tianao enao. mitokana computer jiro ny toerana Andohatapenaka eo am' rond point afaka hodiana Alina tsara tsy miaraka mipetraka am tompotrano ny hofany :
1.200.000fmg na 240.000ar ankotrany jiro misy caution 50% na Antsasany ny hofany. Visite : 10.000ar panera 50% ny hofany.
Tél : 0387278323 n 0339058805
1.200.000fmg na 240.000ar ankotrany jiro misy caution 50% na Antsasany ny hofany. Visite : 10.000ar panera 50% ny hofany.
Tél : 0387278323 n 0339058805
Toerana tombanana : fokontanin'i Andohatapenaka, rond point.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite : 10.000ar, panera 50% ny hofany.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-0 no nojerena.




