ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 1 pièce, Ambohipo ambany, Jaospub

Ambohipo ambany, Jaospub, Antananarivo

350 000 Ar / volana
= 1 750 000 Fmg

Appartement 1 pièce, Ambohipo ambany, Jaospub · sary 1 Appartement 1 pièce, Ambohipo ambany, Jaospub · sary 2 Appartement 1 pièce, Ambohipo ambany, Jaospub · sary 3 Appartement 1 pièce, Ambohipo ambany, Jaospub · sary 4 Appartement 1 pièce, Ambohipo ambany, Jaospub · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Ambohipo ambany² jaospub ndray trano vaovaobe
tonga de azonao réservéna tsara.
chambre 1+cuisine misy jiro sy rano dc sy wc mitambatra @cloir fa madio.
mbola afaka misafidy tsara enao@ izy 5 ireo.
hofany: 1millions 750fmg
tonga de miantsoa raha lina enao azafady
contacter :0345968780//// 0385450320

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambohipo ambany, Jaospub.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-0 no nojerena.