ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Tsararivotra, Darsalama

Tsararivotra, Darsalama, Nosy Be

80 € / volana
= 400 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4

Sary 4 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny moto ihany
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Tragno Afondro disponible ETO amin'ny Quartier : Tsararivotra ny Darsalam Nosy Be bola vaovao zio ato :
•Prix Louer : 400.000Ar Par Mois
Mikasiky tragno ity:
02 pièce , misy jiro Jirama , misy douche sy WC intérieur , rano la fontaine tsy lavitry eo ,
•Hanatiny la cour bien fermée accès : moto ,
~Droit de visite :10.000ar , commission : Demi- du loyer à la charger de clients obligatoire ,
Numéro téléphone : 032 25 543 11 Aza tara koa mety aminao havako aii

Toerana tombanana : fokontanin'i Tsararivotra, Darsalama.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission : la moitié du loyer, à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-9 no nojerena.