ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Senganiga, Hell-Ville

Senganiga, Hell-Ville, Nosy Be

700 000 Ar / volana
= 3 500 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4

Sary 4 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Oui, montant non précisé
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRAGNO HAFODRO disponible eto amin'ny Quartier: eto Amin'ny Senganiga Premier position goudron Abóni étage, à Nosy-Be, HELL-VILLE Vakio Tsara koa mety aminao kaia Num....
LOUER: 700.000AR par Mois , avec Caution
Mikasiky tragno ity:
• tragno 2 chambre à coucher malalak , cuisine intérieur, Salon malalak, Misy véranda Malalaka tsara
Misy (Douche
et toilettes
Intérieur ) ,Misy jirama jiro(compteur mitokagna) et L'eau Rano fontaine intérieur
•Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client.
Contacter plus d'informations mp et pour rdv sérieux(Date,heure) au numéro de téléphone : appeler ( 032 25 543 11 ) Aza tara koa mety aminao fa maro koa olo mitady zio

Toerana tombanana : fokontanin'i Senganiga, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-13 no nojerena.