ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Ampoduck, Hell-Ville

Ampoduck, Hell-Ville, Nosy Be

300 000 Ar / volana
= 1 500 000 Fmg

Sary 1 Sary 2

Sary 2 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Fantsakana
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRAGNO AFONDRO Independent tsy miaro amin''olo disponible Quartier : ETO amin'ny Ampoduck Nosy Be Hell-ville :
Louer : 300.000Ar Par Mois
Mikasiky tragno ity :
02 chambres à couchers , 01 salon et cuisine , douche et WC intérieur , rano vovo extérieur , Tragno indépendant tsy miaro amin'jirany , tsisy jiro fa afaka m'installer panneau solaire , Droit de visite :10.000ar obligatoire , commission :50% du loyer à la charger de clients obligatoire ,
Numéro téléphone : 032 25 543 11 Aza tara fa maro koa olo mitady zio havako aii

Toerana tombanana : fokontanin'i Ampoduck, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-14 no nojerena.