ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Mangarivotra, centre-ville

Mangarivotra, centre-ville, Mahajanga

100 € / volana
= 500 000 Ar

Sary 1 Sary 2

Sary 2 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Antoka
1 mois, négociable
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
Agence immobilier
contact: 032 62 718 57 / 034 37 201 95
la clé direct @ ntsika ein
ty ihany no hipetrahana sady hivarotana
Appartement kely matsiro ein
- ts à lavitra village
- ts à lavitra école saint jean d' arc
- Quartier: centre ville mangarivotra
- 1ch carreaux avec cuisine américain
- 1ch carreaux le hivarotana
- toilette interne
- misy jiro sy rano 24h/24h
- loyer: 500 mille ar/ 2 500 000 fmg
- caution 1moi afaka hifampiresahana tsara
- visite: 10 000 ar / 50% Agence immobilier
- accès
- avec parking

Toerana tombanana : fokontanin'i Mangarivotra, centre-ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 10 000 Ar ; agence 50 %.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-9 no nojerena.