ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 3 pièces, Plein ville de MAHAJANGA

Plein ville de MAHAJANGA, Mahajanga

800 000 Ar / volana
= 4 000 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Antoka
1 mois, négociable
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
Agence immobilier

Contact: 032 62 718 57
034 37 201 95
whatsApp: 034 37 201 95
la clé direct @ ntsika ein
Appartement kely matsiro ein
Spécial hoany mpivady vao na couple na céliba na étrangers na gasy ihany koa
Malaky sodé tara ntsika havako aby ein
- 60 seconde madeha tongotra tonga à bazar mahabibo
- ts à lavitra école notre dame
- ts à lavitra école nicoletta
- ts à lavitra école saint gab
- Quartier : Plein ville de MAHAJANGA
- 2ch couché fermée
- 1living
- cuisine interne
- toilette interne
- misy jiro sy rano 24h/24h
- compteur indépendant
- loyer: 800 mille ar/ 4 000 000 fmg
- caution 1moi afaka hifampiresahana tsara
- visite 10 000ar / 50% Agence immobilier
- avec parking
- accès
- contact: 032 62 718 57
034 37 201 95
whatsApp: 034 37 201 95

Toerana tombanana : fokontanin'i Plein ville de MAHAJANGA.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : visite 10 000ar / 50% Agence immobilier.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-3 no nojerena.