ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 2 pièces, centre ville mangarivotra

centre ville mangarivotra, Mahajanga

100 € / volana
= 500 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4

Sary 4 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
2, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Antoka
1 mois, négociable
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Agence immobilier
contact: 032 62 718 57
034 37 201 95
whatsApp: 034 37 201 95
la clé direct @ ntsika ein
ty ihany no hipetrahana sady hivarotana
Appartement kely matsiro ein
Spécial hoany mpivady vao na couple na céliba na étrangers na gasy ihany koa
Malaky sodé tara ntsika havako aby ein
- ts à lavitra village
- ts à lavitra école saint jean d' arc
- Quartier: centre ville mangarivotra
- 1ch carreaux avec cuisine américain
- 1ch carreaux le hivarotana
- toilette interne
- misy jiro sy rano 24h/24h
- loyer: 500 mille ar/ 2 500 000 fmg
- caution 1moi afaka hifampiresahana tsara
- visite: 10 000 ar / 50% Agence immobilier
- accès
- avec parking
- contact : 032 62 718 57
034 37 201 95
whatsApp: 034 37 201 95

Toerana tombanana : fokontanin'i centre ville mangarivotra.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : visite: 10 000 ar / 50% Agence immobilier.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-13 no nojerena.