ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 3 pièces, Andranoro Ambohibao

Andranoro Ambohibao, Antananarivo

2 500 000 Fmg / volana
= 500 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Volana 1
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama + fantsakana
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny moto ihany
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
#_Andranoro_Ambohibao (Akaikiny le refuge)
20 mètre miala ny Arabe
Tsara b ity
Akaiky arabe / Akaiky tsena / Akaiky Bus
Appartement 1 ère étage à louer
1Grand Living (mety separena) Carreau
2 Chambres Carreau
Cuisine indépendant
Douche Wc intérieur
Eau et électricité jirama + rano vovo
Accès moto fa mis garage azo hofaina akaiky
Tanana mifefy tsara
Loyer : 500.000Ar + Caution un mois (afaka atao in-droa mandoha)
Commission :50%
Visite :10.000ar
Contact : 0344915369
WhatsApp : 0325941687

Toerana tombanana : fokontanin'i Andranoro Ambohibao.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Commission :50%, Visite :10.000ar.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-4 no nojerena.