ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Andavakotoko

Andavakotoko, Nosy Be

850 000 Fmg / volana
= 170 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Fantsakana
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRAGNO AFONDRO disponible ETO Quartier : Andavakotoko Nosy Be Hell-ville Premier position goudron tsy madia kodra:
Prix Louer : 170.000Par Mois,
Mikasiky tragno ity:
02 pièce maventy , première position tsisy godra , misy jiro Jirama, misy douche sy WC extérieur , misy rano vovo marikitri eo
• Droit de visite :10.000Ar obligatoire , tsy atao activités , commission :50% du loyer à la charger de clients obligatoire
•Numéro téléphone : 032 25 543 11 Aza tara fa maro olo mitady zio aii

Toerana tombanana : fokontanin'i Andavakotoko.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite :10.000Ar obligatoire, commission :50% du loyer à la charger de clients obligatoire.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-10 no nojerena.