Maison 2 pièces, Soatsihadino
Soatsihadino, Fianarantsoa
300 000 Ar / volana
= 1 500 000 Fmg
Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 2, ka efitra fatoriana 0
- Misy fanaka
- Tsia
- Antoka
- Volana 1
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Tsy voalaza
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny moto ihany
- Fiantsonana
- Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa Soatsihadino
Efitra 2 lehibe
Lakozia Mitokana
Douche et toilettes ao anatiny
Tsy tafiditra fiara fa akaiky arabe ary tafiditra moto
Jiro misy Sous compteur, rano mitambatra
Mety tsara ho an'ny mpianatra na fianakaviana vitsy
Fiarahamonina milamina ary toerana sécurisé
Hofany : 300.000 ariary isam-bolana
Caution : 1 mois de loyer afaka aloa in-droa sao mavesatra raha indraimandeha
0345709709 (WhatsApp disponible)

Toerana tombanana : fokontanin'i Soatsihadino.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-7 no nojerena.