Maison 3 pièces, Ambodivanio
Ambodivanio, Nosy Be
140 € / volana
= 700 000 Ar
Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 3, ka efitra fatoriana 2
- Misy fanaka
- Tsia
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Rano Jirama
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Fiantsonan'ny fiara
Misy tragno vato afondro eto Nosy bé helle ville Ambodivanio ts lavitry bazary Na parkage Na goudroneé 2 chambre à coucher avec grand salon cuisine avec grand terass misy WC douche jiro agnatiny tragno misy rano robinet mandeh 24 sûr 24h misy tany ambilagna tomobille accès tout voiture
Prix : 700 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny Démarcheur
Téléphone : 0378527465:0381139546
Prix : 700 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny Démarcheur
Téléphone : 0378527465:0381139546
Toerana tombanana : fokontanin'i Ambodivanio.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite : 10 000 ar, Commission 50 % nihiny Démarcheur.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-13 no nojerena.




