ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Ambatobe, akaiky ny Lycée français

Ambatobe, akaiky ny Lycée français, Antananarivo

300 000 Ar / volana
= 1 500 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Avec caution
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa Ambatobe , akaiky ny Lycée français
Grand salle + cuisine ,
douche anatiny fa wc ivelany
Misy jiro sy rano jirama
( tsy accès)
Loyer :300.000ar misy caution
droit de visite :10.000ar
Commission :50%
0343211503

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambatobe, akaiky ny Lycée français.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10.000ar, Commission 50%.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-3 no nojerena.