ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 2 pièces, Anjanahary

Anjanahary, Antananarivo

450 000 Ar / volana
= 2 250 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
2, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Aiza daolo le client mitady trano ambony toerana ,tsy mifidy isan'olona , tompotrano tsotra b azo iraisamonina tsara ,
Trano ahofa Anjanahary
1living malalaka b + 1chambre4/5
cuisine
douche
wc
mitokana anao irery ihany
Ambony riana azon'andro tsara

Misy jiro
s rano jirama

Loyer:450.000ar n 2.250.000fmg mbola afaka miady varotra
034.47.222.43//033.87.797.30
visite :5000ar panera

Toerana tombanana : fokontanin'i Anjanahary.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : visite : 5000ar panera.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-13 no nojerena.