ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Ambohipo pylone

Ambohipo pylone, Antananarivo

400 000 Ar / volana
= 2 000 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Eny
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Ambohipo pylone misiazy tsilavitra lalana raha mody alina enao chambre2hantontony+cuisine misy jiro sy rano dc sy wc mitambatra olona2 @cloir fa madio tsara.
hofany : 2millions fmg tsimando rano fa jiro mando
0345968780
0385450320

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambohipo pylone.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-3 no nojerena.