ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Chambre 1 pièce, Darsalama, Tsararivotra

Darsalama, Tsararivotra, Nosy Be

600 000 Fmg / volana
= 120 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Efitra
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama + fantsakana
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
#
Tragno afondro eto Darsalama cartier tsararivotra, juste kabiny araiky fo, ts ninolo maro hetagna douche w.c ivelany rano vovo, la fontaine mividy, accès voiture, azatara fo, Prix:120.000ar jiro apart afa, droit de visite 10000ar commission 50% de loyer obligatoire charge de client, contact 0326275065

Toerana tombanana : fokontanin'i Darsalama, Tsararivotra.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : droit de visite 10000ar commission 50% de loyer obligatoire charge de client.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 01/11/2026 · in-4 no nojerena.