Maison 3 pièces, Ambodivanio, Hell-Ville
Ambodivanio, Hell-Ville, Nosy Be
140 € / volana
= 700 000 Ar
Sary 7 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 3, ka efitra fatoriana 2
- Misy fanaka
- Tsia
- Herinaratra
- Tsy misy
- Rano
- Tsy misy
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Fiantsonan'ny fiara
Misy tragno vato afondro eto Nosy bé helle ville Ambodivanio ts lavitry bazary Na parkage Na goudroneé 2 chambre à coucher avec grand salon cuisine avec grand terass misy WC douche jiro agnatiny tragno misy rano robinet mandeh 24 sûr 24h misy tany ambilagna tomobille accès tout voiture
Prix : 700 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny Démarcheur
Téléphone : 0378527465:0381139546
Prix : 700 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny Démarcheur
Téléphone : 0378527465:0381139546
Toerana tombanana : fokontanin'i Ambodivanio, Hell-Ville.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % pour le démarcheur.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 30/10/2026 · in-27 no nojerena.






