ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville

Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville, Nosy Be

4 000 000 Fmg / volana
= 800 000 Ar

Maison 3 pièces, Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville · sary 1 Maison 3 pièces, Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville · sary 2 Maison 3 pièces, Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville · sary 3 Maison 3 pièces, Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville · sary 4 Maison 3 pièces, Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRANO HOFANA – NOSY BE HELL-VILLE
Misy trano hofana eto Nosy Be Hell-Ville, quartier Antragno mankany Ambonara.
Mombamomba ny trano :
Efitra fatoriana 2
Salon 1
Douche sy WC
Rano mandeha 24 ora/24
Misy lakozia
Hofan-trano isam-bolana : 800 000 Ar
Démarcheur : 50 %
Saran’ny visite : 10 000 Ar
Raha liana ianao dia miantsoa haingana amin’ny laharana : 034 28 883 11.
Aza tara fa mety mbola misy liana hafa !

Toerana tombanana : fokontanin'i Antragno mankany Ambonara, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Démarcheur : 50 %, Saran’ny visite : 10 000 Ar.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-8 no nojerena.