ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Anjanahary

Anjanahary, Antananarivo

2 250 000 Fmg / volana
= 450 000 Ar

Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 1 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 2 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 3 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 4 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Aiza daholo le clients maro anaka tsisy mandray ireny ooh
ity misy trano mety @ nareo
Trano ahofa Anjanahary
akaiky arabe afaka odin' alina
Grande salle be 2 cuisine & douche ao anatiny
Wc ivelany mitokana anao irery
HOFANY 450.000ar
Visite 5000ar
Contacter 0334920716 / 0386303075
Aleo Tonga de miantso ra liana fa tsy arako le mamaly mp

Toerana tombanana : fokontanin'i Anjanahary.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 5000ar.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-4 no nojerena.