ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 1 pièce, ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo

ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo, Antananarivo

40 € / volana
= 200 000 Ar

Appartement 1 pièce, ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo · sary 1 Appartement 1 pièce, ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo · sary 2 Appartement 1 pièce, ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo · sary 3 Appartement 1 pièce, ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo · sary 4 Appartement 1 pièce, ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Moitié d'un mois
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
trano libre ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo
tsy accès
une chambre carreaux
coin cuisine paillasse ANATINY
douche WC eo @ veranda itambarana AMIN'OLONA 2 IANY
mampaka rano akaiky
misy mpanatitra rano
misy sous compteur mitokana ny jiro
sécurisé
tsy miaraka mipetraka amin'ny tompotrano
ambany @ rez de chaussée io
200 000 ar
0327606346
caution antsasany
commission d'agence
miantso azafady

Toerana tombanana : fokontanin'i ANDOHANIATO ambany ceg ambohipo.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : commission d'agence.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-10 no nojerena.