ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, école vaza, Hell-Ville

école vaza, Hell-Ville, Nosy Be

200 000 Ar / volana
= 1 000 000 Fmg

Maison 2 pièces, école vaza, Hell-Ville · sary 1

Sary 1 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Misy tragno afondro eto nosy bé Hell-ville école vaza tsy lavitry antragno manogny Première position pavé ts mandria goudra anaty la cour bien fermer
2 chambre maventy miss jiro ,rano douche wc ,
Prix : 200 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny démarcheur
Téléphone : 0379239438

Toerana tombanana : fokontanin'i école vaza, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite : 10 000 ar, Commission 50 % nihiny démarcheur.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-4 no nojerena.