Maison 2 pièces, Andavakotoko, Hell-Ville
Andavakotoko, Hell-Ville, Nosy Be
30 € / volana
= 150 000 Ar
Sary 2 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 2, ka efitra fatoriana 2
- Misy fanaka
- Tsia
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Fantsakana
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Tsy misy fiantsonana
Misy tragno vato afondro eto Nosy bé Helle Ville Andavakotoko Mariny lala bé , 2chambre maventy, prix :150000ar misy rano, vovo, douche, jiro droit de visite 50mille fmg commission 50%nihiny démarcheur obligatoire téléphone :0378527465
Toerana tombanana : fokontanin'i Andavakotoko, Hell-Ville.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : droit de visite 50mille fmg commission 50%nihiny démarcheur obligatoire.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-4 no nojerena.

