ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Ambohipo apahateza

Ambohipo apahateza, Antananarivo

500 000 Ar / volana
= 2 500 000 Fmg

Maison 2 pièces, Ambohipo apahateza · sary 1 Maison 2 pièces, Ambohipo apahateza · sary 2 Maison 2 pièces, Ambohipo apahateza · sary 3 Maison 2 pièces, Ambohipo apahateza · sary 4 Maison 2 pièces, Ambohipo apahateza · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Ambohipo apahateza ndray sao mba mety aminao mitady trano tsara amorondalana tsara mety odina alina.
1lvn1chambre+cuisine misy jiro fa maka rano akaiky.
hofany : 2millions 500fmg miadivarotra kely.
tonga de miantsoa raha lina enao azafady.
contacter :0345968780///// 0385450320

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambohipo apahateza.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-9 no nojerena.