ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 2 pièces, Ankasina Ampitany école Marthe Hervé

Ankasina Ampitany école Marthe Hervé, Antananarivo

110 € / volana
= 550 000 Ar

Appartement 2 pièces, Ankasina Ampitany école Marthe Hervé · sary 1 Appartement 2 pièces, Ankasina Ampitany école Marthe Hervé · sary 2 Appartement 2 pièces, Ankasina Ampitany école Marthe Hervé · sary 3 Appartement 2 pièces, Ankasina Ampitany école Marthe Hervé · sary 4 Appartement 2 pièces, Ankasina Ampitany école Marthe Hervé · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
2, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Moitié
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa à ankasina Ampitany école Marthe Hervé
Trano vaovao vao vita
Misy maro isafidianana
1liv 1ch ambony: 550.000ar
Mitokana WC s'y dch cuis compteur
Misy jiro sy rano
1liv 1ch ambany : 500.000ar
Mitokana WC s'y dch cuis compteur
Misy jiro sy rano
Caution atsasany
Droit : 5000ar
Antsoy ty zay liana tompoko
034 69 483 80 mpanera
032 98 958 91 whatsapp

Toerana tombanana : fokontanin'i Ankasina Ampitany école Marthe Hervé.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit : 5000ar.

Midira hahitana ny laharana

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 02/11/2026 · in-9 no nojerena.