ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra
ArFmg€
MGFRIT
Hiditra · Hamorona kaonty

Maison 3 pièces, Ambonara, Hell-Ville

Ambonara, Hell-Ville, Nosy Be

200 € / volana
= 1 000 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5 Sary 6 Sary 7

Sary 7 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy misy
Rano
Tsy misy
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
Misy tragno afondro Eto Nosy-bé helle - ville Atragno manogny à mbonara Mariny lala bé goudronnée
2 chambre à coucher avec grand salon cuisine Américaine , avec grand terass , misy rano robinet mandeh 24 sûr 24h , misy WC, douche, jiro, agnatiny tragno, avec grand garage Accès tout voiture , agnatiny la cour bien fermer misy garage
Prix : 1000 000 ar
Droit de visite : 10 000 ar
Commission 50 % nihiny démarcheur
Téléphone : 0378527465

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambonara, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % pour le démarcheur.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 30/10/2026 · in-13 no nojerena.