ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Commoro, Hell-Ville

Commoro, Hell-Ville, Nosy Be

200 000 Ar / volana
= 1 000 000 Fmg

Maison 2 pièces, Commoro, Hell-Ville · sary 1 Maison 2 pièces, Commoro, Hell-Ville · sary 2 Maison 2 pièces, Commoro, Hell-Ville · sary 3 Maison 2 pièces, Commoro, Hell-Ville · sary 4

Sary 4 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
𝗧𝗥𝗔𝗚𝗡𝗢 HAFODRO bola vaovao tsiary nisy olo, tragno carreaux, eto amin'ny Quartier: Commoro Heli 𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲, Hell Ville Halaivo malaky tso azöno'olo koa eto fa tsara ... Vakio Tsara koa mety aminao kaia direct Num fa aza tara havako fo ...
𝗟𝗢𝗨𝗘𝗥: 200.000𝗔𝗥 par Mois
À l'intérieur:
• 2 Pièces maventy
• Jirama jiro(appart) et 𝗥𝗮𝗻𝗼 fontaine
•Misy (Douche
et toilettes
hagnatini la cour)
•Axés: 3munites miala à pied goudron , route secondaire
•Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client.
Contacter plus d'informations mp et pour rdv sérieux(𝗗𝗮𝘁𝗲,𝗵𝗲𝘂𝗿𝗲) 𝗮𝘂 numéro de téléphone : appeler (032 25 543 11) Aza tara koa mety aminao fa maro olo mitady zio koa ...

Toerana tombanana : fokontanin'i Commoro, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client..

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-3 no nojerena.