ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Mangarivotra

Mangarivotra, Mahajanga

500 000 Ar / volana
= 2 500 000 Fmg

Maison 3 pièces, Mangarivotra · sary 1 Maison 3 pièces, Mangarivotra · sary 2 Maison 3 pièces, Mangarivotra · sary 3 Maison 3 pièces, Mangarivotra · sary 4 Maison 3 pièces, Mangarivotra · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Antoka
À prévoir
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRANO AHOFA – MANGARIVOTRA
MITADY TRANO HIPETRAHANA VE IANAO?
TOERANA : MANGARIVOTRA
MOMBA NY TRANO :
02 Chambre à coucher
01 salon
Douche sy WC
Lakozia ao anatiny
Parking à proximité
LOYER : 500.000 Ar / MOIS
CAUTION : À PRÉVOIR
Toerana milamina sy mety hipetrahana!
Droit de visite : 10.000 Ar
Commission démarcheur : 50 %
CONTACTS :
034 71 556 09
037 20 605 96

AZA TARA FA MAMPIANTSOA DIENY IZAO!
Trano tadiavinao, mety ho ity mihitsy!

Toerana tombanana : fokontanin'i Mangarivotra.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10.000 Ar, commission démarcheur 50 %.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-4 no nojerena.