ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Anjanahary

Anjanahary, Antananarivo

2 750 000 Fmg / volana
= 550 000 Ar

Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 1 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 2 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 3 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 4 Maison 2 pièces, Anjanahary · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
trano ahofa Anjanahary akaiky arabe afaka hodin' alina
1liv 1ch cuisine douche & wc mitokana
Misy jiro s rano jirama
HOFANY 550.000ar mbola miady varotra
visite 5000ar
Contacter 0334920716 / 0386303075
Aleo tonga de miantso ra liana fa tsy arako le mamaly mp

Toerana tombanana : fokontanin'i Anjanahary.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 5000 Ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-4 no nojerena.