ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Ambohipo ambany 2pylone

Ambohipo ambany 2pylone, Antananarivo

550 000 Fmg / volana
= 110 000 Ar

Maison 1 pièce, Ambohipo ambany 2pylone · sary 1 Maison 1 pièce, Ambohipo ambany 2pylone · sary 2 Maison 1 pièce, Ambohipo ambany 2pylone · sary 3 Maison 1 pièce, Ambohipo ambany 2pylone · sary 4 Maison 1 pièce, Ambohipo ambany 2pylone · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Ambohipo ambany 2pylone sao mba mety aminao pianatra mitady trano kelikely chambre 1 misy jiro fa maka rano akaiky dc sy wc mitambatra andakoro.
hofany:550mille fmg.
somary misy fidirana fa tsiatahorana.
tonga de miantsoa raha lina enao azafady.
panera :0345968780//// 0385450320

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambohipo ambany 2pylone.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-14 no nojerena.