ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Ambadika csb2, Namontana

Ambadika csb2, Namontana, Antananarivo

350 000 Ar / volana
= 1 750 000 Fmg

Maison 2 pièces, Ambadika csb2, Namontana · sary 1 Maison 2 pièces, Ambadika csb2, Namontana · sary 2 Maison 2 pièces, Ambadika csb2, Namontana · sary 3 Maison 2 pièces, Ambadika csb2, Namontana · sary 4 Maison 2 pièces, Ambadika csb2, Namontana · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Sans caution
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Eny
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano Ahofa Namontana, Ambadika csb2 Namontana repère....
1er étage Anao Irery
02 chambres+ lakozia misy paillasse+ Douche WC anatiny
Anaty tamboho, en Sécurité tsara
Hofany : 350.000Ar miaraka am jiro, rano eo akaiky trano mantsaka
Tsy misy caution
Commission d'agence
Visite 10.000Ar
Tél 038 63 493 87 / 038 15 889 23

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambadika csb2, Namontana.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Commission d'agence, Visite 10.000Ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-9 no nojerena.