ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao

Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao, Antananarivo

60 € / volana
= 300 000 Ar

Maison 2 pièces, Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao · sary 1 Maison 2 pièces, Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao · sary 2 Maison 2 pièces, Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao · sary 3 Maison 2 pièces, Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao · sary 4 Maison 2 pièces, Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Antoka
50%
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny moto ihany
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Maro hisafidianana ny trano ka Tonga mijery mivantana
Toerana : Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao (mitsofoka 6 minute)
750.000fmg: efitra iray+lakozia,dc wc ivelany, ambany rihana accès moto, mifefy tsara...
800.000fmg: efitra iray+lakozia,dc wc ivelany, accès moto,ambany rihana,mifefy...
1.500.000fmg: efitra roa+lakozia,dc anatiny,wc ivelany (fosse septique) ambany rihana, accès moto,mifefy...
Ankotrany ny jiro
eo antokotany ny paompy
visite :5000ar
caution :50%
0386807242 0337724967(mpanera)

Toerana tombanana : fokontanin'i Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 5000ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-14 no nojerena.