ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra
ArFmg€
MGFRIT
Hiditra · Hamorona kaonty

Maison 7 pièces, Bazar bé, Hell-Ville

Bazar bé, Hell-Ville, Nosy Be

1 300 000 Ar / volana
= 6 500 000 Fmg

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
7, ka efitra fatoriana 6
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy misy
Rano
Tsy misy
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Misy tragno vato afondro eto Nosy bé Helle Ville mety pitrahagna Sady anovagna activité , exemple bar, restournant, sans , 6 chambre à coucher avec grand salon cuisine avec grand terrass, agnatiny la cour bien fermer, accès voiture juska agnatiny la cour bien fermer, Première position route goudronnée bazar bé , prix : 6million 5 fmg misy droit de visite 50mille fmg commission 50%nihiny démarcheur obligatoire téléphone : 0381139546 /0378527465

Toerana tombanana : fokontanin'i Bazar bé, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 50 000 fmg (10 000 Ar) ; commission 50 % pour le démarcheur, obligatoire.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 30/10/2026 · in-15 no nojerena.