ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Andohatapenaka, près du rond-point

Andohatapenaka, près du rond-point, Antananarivo

240 000 Ar / volana
= 1 200 000 Fmg

Maison 2 pièces, Andohatapenaka, près du rond-point · sary 1 Maison 2 pièces, Andohatapenaka, près du rond-point · sary 2 Maison 2 pièces, Andohatapenaka, près du rond-point · sary 3 Maison 2 pièces, Andohatapenaka, près du rond-point · sary 4 Maison 2 pièces, Andohatapenaka, près du rond-point · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Demi-mois de loyer
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano Ahofa Bdr principal Efitra 2 carreaux Ambany Rihanna+ cuisine ao anatiny dch intérieur ao anatiny ny wc mitambatra ivelany ny jiro matanjaka tsara afaka mampiasa Zay tianao enao. mitokana computer jiro ny toerana Andohatapenaka eo am' rond point afaka hodiana Alina tsara tsy miaraka mipetraka am tompotrano ny hofany :
1.200.000fmg na 240.000ar ankotrany jiro misy caution 50% na Antsasany ny hofany. Visite : 10.000ar panera 50% ny hofany.
Tél : 0387278323 n 0339058805

Toerana tombanana : fokontanin'i Andohatapenaka, près du rond-point.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 10.000ar, panera 50% ny hofany.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-7 no nojerena.