ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville

Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville, Nosy Be

160 € / volana
= 800 000 Ar

Maison 3 pièces, Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville · sary 1 Maison 3 pièces, Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville · sary 2 Maison 3 pièces, Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville · sary 3 Maison 3 pièces, Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville · sary 4 Maison 3 pièces, Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRAGNO HAFODRO disponible eto amin'ny Quartier: eto Amin'ny Antananjojo Tsy lavitr bazar bé à 𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲, HELL-VILLE Vakio Tsara koa mety aminao kaia Num....
𝗟𝗢𝗨𝗘𝗥: 800.000𝗔𝗥 par Mois avec caution
𝗠𝗶𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗴𝗻𝗼 𝗶𝘁𝘆:
• tragno 2 chambre à coucher malalaka Salons malalak , cuisine intérieur
Mety amin'olo maro étagna iregny, possible Tsara.
Misy (Douche
et toilettes
intérieur ) ,Misy jirama jiro(compteur mitokagna) et L'eau 𝗥𝗮𝗻𝗼 fontaine intérieur
Axé : premier position goudron mijotso escalier eli miala goudronnée amin'ny , tsy lavitr goudron loatra
•Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client.
Contacter plus d'informations mp et pour rdv sérieux(𝗗𝗮𝘁𝗲,𝗵𝗲𝘂𝗿𝗲) 𝗮𝘂 numéro de téléphone : appeler ( 032 25 543 11 ) Aza tara koa mety aminao

Toerana tombanana : fokontanin'i Antananjojo, tsy lavitr bazar bé, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 03/11/2026 · in-9 no nojerena.