ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Dzamandrar, près du bar Kias

Dzamandrar, près du bar Kias, Nosy Be

32 € / volana
= 160 000 Ar

Maison 2 pièces, Dzamandrar, près du bar Kias · sary 1 Maison 2 pièces, Dzamandrar, près du bar Kias · sary 2 Maison 2 pièces, Dzamandrar, près du bar Kias · sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama + lavadrano misy paompy + robinet any ivelany
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
TRAGNO AFONDRO disponible eto Quartier : Dzamandrar Nosy-Be marikitri bar kias , mila manambady na olo tegna sérieux, koa mety aminao vakio tsara kaia direct numéro
Louer= 160.000Ar Par Mois
Mikasiky tragno ity :
Tragno semi dure, 2 Pièces ( Vatany tragno dreky cabinet Malalaka)
misy jiro Jirama, misy douche & wc hatany sady misy là fontaine ts lavitry io.
vovo kara zegny koa.
Accès : 1munites miala à pied goudron ts lavitry lalabe Goudron.
Droit de visite: 10.000Ar
Commission 50% charge de client obligatoire.
NUMÉRO TÉLÉPHONE : 032 25 543 11
(Aza tara fa bola libre zeoty iZity, fa maro koa olo mitady zio havako aii)

Toerana tombanana : fokontanin'i Dzamandrar, près du bar Kias.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10.000Ar, Commission 50% charge de client obligatoire.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-9 no nojerena.