ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao

Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao, Antananarivo

32 € / volana
= 160 000 Ar

Maison 1 pièce, Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao · sary 1 Maison 1 pièce, Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao · sary 2 Maison 1 pièce, Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao · sary 3 Maison 1 pièce, Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao · sary 4 Maison 1 pièce, Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 1
Misy fanaka
Tsia
Antoka
50 %
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Robinet any ivelany
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny moto ihany
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Izay Tonga mijery mivantana no mahazo azy
Misy hisafidianana tsara ny trano,samy ambany rihana sy accès moto tsara daholo
Toerana : Anosibe ampitany pharmacie volahanta vaovao (mitsofoka 6 minute)
eo antokotany ny paompy
Ankotrany ny jiro
800.000fmg: efitra iray+lakozia,dc wc ivelany,mifefy tsara...
750.000fmg: efitra iray+lakozia,dc wc ivelany, mifefy tsara...
1.500.000fmg: efitra roa+lakozia,dc anatiny, wc ivelany, mifefy tsara...
visite :5000ar
caution :50%
0386807242 0337724967(mpanera)

Toerana tombanana : fokontanin'i Anosibe ampitany, pharmacie Volahanta vaovao.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite : 5000ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-9 no nojerena.