ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Appartement 3 pièces, Ambadikany Saint Paul

Ambadikany Saint Paul, Antananarivo

2 500 000 Fmg / volana
= 500 000 Ar

Appartement 3 pièces, Ambadikany Saint Paul · sary 1 Appartement 3 pièces, Ambadikany Saint Paul · sary 2 Appartement 3 pièces, Ambadikany Saint Paul · sary 3 Appartement 3 pièces, Ambadikany Saint Paul · sary 4 Appartement 3 pièces, Ambadikany Saint Paul · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Appartement
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonana moto ihany
Ahofa ambadikany Saint Paul
Ambony etage
Tsy lavitra goudron
2chambre a couches
1salon mitohy @Cuisine
Wc et douche en couloir fa anao irery
Misy Asiana moto
Hofany 500 000ar
Droit de visite 5000ar
Commission 50 %
Contact 034 1986778/0326729406

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambadikany Saint Paul.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 5000ar, commission 50 %.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-10 no nojerena.