ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 4 pièces, Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax

Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax, Antananarivo

120 € / volana
= 600 000 Ar

Maison 4 pièces, Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax · sary 1 Maison 4 pièces, Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax · sary 2 Maison 4 pièces, Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax · sary 3 Maison 4 pièces, Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax · sary 4 Maison 4 pièces, Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
4, ka efitra fatoriana 3
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Aiza daholo nareo mitady trano mitokana tanteraka tsisy manabataba

- 1 living 3 chambre + terrasse sy lakozia
- double lakozia misy ambony ambany
- Douche sy WC ao anatiny
- Amorondalana no sady azo anaovana activités ( Accès voiture )
- Mbol tsy tafiditra ny RANO satria trano vo vita le izy fa akaiky pompe
OFANY : 3 million fmg

- Mialatsiny fa somary mbol misy maloto Kely le trano
- TOERANA : ALASORA Ambatomalaza
- Réper : Akaikin'i arrêt bus RELAX
- Droit de visite : 10000
- Commission : 50%
- Mpanera : 0387909998 :
WhatsApp

Toerana tombanana : fokontanin'i Alasora Ambatomalaza, près de l'arrêt bus Relax.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite : 10000, Commission : 50%.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-3 no nojerena.