ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Chambre 1 pièce, Ambohimiandra

Ambohimiandra, Antananarivo

110 000 Ar / volana
= 550 000 Fmg

Chambre 1 pièce, Ambohimiandra · sary 1 Chambre 1 pièce, Ambohimiandra · sary 2 Chambre 1 pièce, Ambohimiandra · sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Efitra
Efitra
1, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Eny
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa
Ambohimiandra
LOYER:550millfmg
Efitra 1 kely kely
Misy terrasse
Ambony rihana
Misy jiro ,tsy mandojiro tsony
Ho an ny olona kely kely etana
Wc sy dc ivelany mitambatra @ olona
Tss rano pompy
Tsy accès
Visite 6000ar
Panera 034.19.252.99

Toerana tombanana : fokontanin'i Ambohimiandra.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 6000ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-3 no nojerena.