Appartement 1 pièce, Cité Ambodin'Isotry
Cité Ambodin'Isotry, Antananarivo
1 500 000 Fmg / volana
= 300 000 Ar
Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Appartement
- Efitra
- 1, ka efitra fatoriana 0
- Misy fanaka
- Tsia
- Antoka
- Volana 1
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Tsy voalaza
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Tsy misy fiantsonana
TRANO ahofa cité Ambodin isotry trasa TRANO Ambany carreaux efitra 1 jiro anaorery fa rano mitambatra olona 2 hany malalaka misy lakozy posikely mitokana douche sy wc hanao rery. coufourt tsara ofany 1million 5 coution 1mois afaka zaraina roa Tonga de miantso za lina tompoko
0347641134
0347641134
Toerana tombanana : fokontanin'i Cité Ambodin'Isotry.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-3 no nojerena.




