ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison, Ankatso

Ankatso, Antananarivo

50 € / volana
= 250 000 Ar

Maison, Ankatso · sary 1 Maison, Ankatso · sary 2 Maison, Ankatso · sary 3 Maison, Ankatso · sary 4 Maison, Ankatso · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Antoka
Sans caution
Herinaratra
Jirama
Rano
Rano Jirama
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Trano ahofa ankatso 119 ! vao vita mihitsy tena tsara bé carreaux daholo
Douche + cuisine interne
wc extérieur itambarana olona ray
Jiro s'y rano
TSS caution
Hofany: 250.000ar .
Mpanera 034.03.312.40
Visite:10.000ar

Toerana tombanana : fokontanin'i Ankatso.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Visite 10.000ar.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-13 no nojerena.