ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 4 pièces, Amanjoarivo Amboindreny

Amanjoarivo Amboindreny, Antananarivo

2 000 000 Fmg / volana
= 400 000 Ar

Maison 4 pièces, Amanjoarivo Amboindreny · sary 1 Maison 4 pièces, Amanjoarivo Amboindreny · sary 2 Maison 4 pièces, Amanjoarivo Amboindreny · sary 3 Maison 4 pièces, Amanjoarivo Amboindreny · sary 4 Maison 4 pièces, Amanjoarivo Amboindreny · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
4, ka efitra fatoriana 3
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny moto ihany
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
Aiza daholo ianareo be entana bé reny no sady mitady trano malalaka
- 1 living 3 chambre + lakozia malalaka-be
- Double lakozia misy ivelany de misy anatiny, misy tokontany malalaka iany koa
- Mitokana compteur
- Misy rano iany le izy fa mila fanamboarana Kely
- TOERANA : Amanjoarivo amboindreny,
Mety daholo na avy any à mandroseza na @ PRIMENTUR ny lalana NA avy aty @ tetezany TV plus
- OFANY : 2 million fmg
- Accès Moto
- Droit de visite : 7000
- Commission : 50%
- Mpanera : 0387909998 :
Whatsapp

Toerana tombanana : fokontanin'i Amanjoarivo Amboindreny.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 7000, Commission 50%.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-3 no nojerena.