ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Antananjojo, Hell-Ville

Antananjojo, Hell-Ville, Nosy Be

26 € / volana
= 130 000 Ar

Maison 2 pièces, Antananjojo, Hell-Ville · sary 1 Maison 2 pièces, Antananjojo, Hell-Ville · sary 2 Maison 2 pièces, Antananjojo, Hell-Ville · sary 3 Maison 2 pièces, Antananjojo, Hell-Ville · sary 4 Maison 2 pièces, Antananjojo, Hell-Ville · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Lavadrano any ivelany, tsy misy robinet
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
𝗧𝗥𝗔𝗚𝗡𝗢 HAFODRO , eto amin'ny Quartier: Antananjojo 𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲, Hell Ville Halaivo malaky tso azöno'olo koa eto ... Vakio Tsara , koa mety aminao kaia direct Num fa aza tara havako fo ...
𝗟𝗢𝗨𝗘𝗥: 130.000𝗔𝗥 par Mois
Mikasiky tragno ity:
• 2 Pièces maventy + Véranda amin'ny escalier
• Jirama jiro(appart) et 𝗥𝗮𝗻𝗼 amin'ny vovo tsy lavitry eo
•Misy (Douche
et toilettes
hagnatini la cour)
•Axés: 3munites miala à pied goudron , miala goudron mijotso amin'ny escalier
•Droit de visite 10.000Ar, et 50% commission obligatoire a la charge du client.
Contacter plus d'informations mp et pour rdv sérieux(𝗗𝗮𝘁𝗲,𝗵𝗲𝘂𝗿𝗲) 𝗮𝘂 numéro de téléphone : appeler (032 25 543 11) Aza tara koa mety aminao fa maro olo mitady zio koa ...
𝗧𝗥𝗔𝗚𝗡𝗢 HAFODRO , eto amin'ny Quartier: Antananjojo 𝗡𝗼𝘀𝘆-𝗕𝗲, Hell Ville Halaivo malaky tso azöno'olo koa eto ... Vakio Tsara , koa mety aminao kaia direct Num fa aza tara havako fo ...

Toerana tombanana : fokontanin'i Antananjojo, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10.000 Ar, et 50% commission obligatoire à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-8 no nojerena.