Maison 2 pièces, Mpomaso, Dar es Salam
Mpomaso, Dar es Salam, Nosy Be
500 000 Ar / volana
= 2 500 000 Fmg
Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy
- Karazany
- Trano
- Efitra
- 2, ka efitra fatoriana 0
- Misy fanaka
- Tsia
- Herinaratra
- Jirama
- Rano
- Rano Jirama + robinet ao anatin'ny trano
- Tafiditra ny rano
- Tsia
- Tafiditra ny herinaratra
- Tsia
- Fidirana
- Azon'ny fiara
- Fiantsonana
- Tsy misy fiantsonana
Tragno Afondro disponible afaka 10 jours , Tragno Mbola vaovao be , quartier : mpomaso Darsalamana Nosy Be :500.000ar miaraka aminy jiro sy rano la fontaine , Tragno vato 02 pièce maventy , douche et WC intérieur , rano la fontaine intérieur , hanatiny la cour bien fermée accès : voiture , moto , bajaj , première position aminy sisigny lalagna secondaire , efa afaka magnano visite sady efa afaka mitana koa anao , droit de visite :10.000ar obligatoire , commission démarcheur :50% du loyer à la charger de clients obligatoire , numéro téléphone : 032 25 543 11
Toerana tombanana : fokontanin'i Mpomaso, Dar es Salam.
Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : droit de visite :10.000ar obligatoire, commission démarcheur :50% du loyer à la charger de clients obligatoire.
Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-3 no nojerena.


