ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 2 pièces, Dzamandrar

Dzamandrar, Nosy Be

160 000 Ar / volana
= 800 000 Fmg

Maison 2 pièces, Dzamandrar · sary 1 Maison 2 pièces, Dzamandrar · sary 2 Maison 2 pièces, Dzamandrar · sary 3 Maison 2 pièces, Dzamandrar · sary 4 Maison 2 pièces, Dzamandrar · sary 5

Sary 5 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
2, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Lavadrano any ivelany, tsy misy robinet
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
tragno à eto 2 pience mavety 1, eto Dzamandrar nosy be.
ts lavitry lalabe goudron.
prix: 160.000ar
misy jiro jirama, misy douche & wc ,
misy rano vovo, misy là fontaine ts lavitry io.
misy droit de visite :10000ar obligatoire.
misy commission 50% charge de client obligatoire.
numéro : 0376854090

Toerana tombanana : fokontanin'i Dzamandrar.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar obligatoire, commission 50 % à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-4 no nojerena.