ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Ifarihy Bypass

Ifarihy Bypass, Antananarivo

80 € / volana
= 400 000 Ar

Maison 3 pièces, Ifarihy Bypass · sary 1 Maison 3 pièces, Ifarihy Bypass · sary 2 Maison 3 pièces, Ifarihy Bypass · sary 3

Sary 3 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Jirama
Rano
Lavadrano misy paompy + robinet ao anatin'ny trano
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
Villa basse mitokana ahofa Ifarihy Bypass miray vavahady
1 living
2 chambre
Cuisine
Douche sy wc ao anatiny
Misy jiro sy rano pompy
Rano vovo miakatra moteur
Bassin
Accès avec parking pour une voiture
Loyer 400.000ar
Antoka
Droit de visite 10.000ar
Frais d'agence
Mp na 0387523223

Toerana tombanana : fokontanin'i Ifarihy Bypass.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar, frais d'agence.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 04/11/2026 · in-7 no nojerena.