ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 1 pièce, Darsalama, près de la FJKM

Darsalama, près de la FJKM, Nosy Be

2 000 000 Fmg / volana
= 400 000 Ar

Sary 1 Sary 2

Sary 2 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
1, ka efitra fatoriana 0
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Eny
Tafiditra ny herinaratra
Eny
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Tsy misy fiantsonana
tragno Afondro eto darsalama ts lavitr Fjkm io 1 minutes a pied sur godron vatany tragno araik mavety miark terasse kelikely douche WC ivalany robinet devent ny tragno fa aza tara f tragno vaovao zo tsar ny pitragna
prix 400.000ar na 2 .000.000fmg miarka jiro draik rano droit de visite 10.000ar commission charge de clien 50% de louer obligatoire contact 0324989176 na 0345706825

Toerana tombanana : fokontanin'i Darsalama, près de la FJKM.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar ; commission 50 % du loyer à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-9 no nojerena.