ManofaTrano hofaina eto Madagasikara ho an'ny kitapom-bola rehetra

Maison 3 pièces, Ville, Hell-Ville

Ville, Hell-Ville, Nosy Be

200 € / volana
= 1 000 000 Ar

Sary 1 Sary 2 Sary 3 Sary 4 Sary 5 Sary 6 Sary 7 Sary 8

Sary 8 · tsindrio ny sary hanalehibe azy

Karazany
Trano
Efitra
3, ka efitra fatoriana 2
Misy fanaka
Tsia
Herinaratra
Tsy voalaza
Rano
Tsy voalaza
Tafiditra ny rano
Tsia
Tafiditra ny herinaratra
Tsia
Fidirana
Azon'ny fiara
Fiantsonana
Fiantsonan'ny fiara
Tragno Afondro disponible aminy ville Nosy Be Hell-ville :1 millions Ariary+ caution :600.000ar , 02 chambres à couchers , 01 salon et cuisine , TRAGNO INDÉPENDANT , misy garage , misy jiro conteur individuel , 01 véranda , misy rano intérieur miaraka aminy Stock ny rano mandea 24/24 , misy garage , hanatiny la cour bien fermée accès : voiture , moto , bajaj , droit de visite :10.000ar obligatoire , commission démarcheur :50% du loyer à la charger de clients obligatoire , numéro démarcheur :0327605525

Toerana tombanana : fokontanin'i Ville, Hell-Ville.

Mpanera. Mpanera tsy miankina no manolotra ity filazana ity. Izy no mametraka ny sarany, fa tsy Manofa : Droit de visite 10 000 Ar obligatoire ; commission démarcheur 50 % du loyer à la charge du client.

Filazan'ny mpanera nalain'ny Manofa, an-tserasera hatramin'ny 31/10/2026 · in-5 no nojerena.